# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy mifampiresaka ireo anadahin'ilay vehivavy. # Raha manda izy...sedera fisaka Satria kely ny nonony, dia fisaka tahaka ny manda fisaka na varavarana fisaka ny tratrany. Manapa-kevitra ny hanaingo azy ireo anadahiny mba hanampiana ny anabavin'izy ireo ho tsara tarehy kokoa.