# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mamarana miresaka amin'ny tenany ilay tia. # ala kely Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 4:12. # tsiry vaovao "zava-maniry mbola kely" na "sampany vaovao" # nitsimoka "maniry ny voniny." Ny voniny dia faritra boribory amin'ireo zava-maniry izay misokatra ary manome voninkazo. # namony "namoaka voninkazo" # Tena faly aho ka nahatsapa fa nitaingina ny kalesin'ny andrian-dahy Mampiasa io sarinteny io ny tia mba hanehoana fa tena faly izy.