# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy midera ilay vehivavy ny malalany. # manafotra ahy "mampihorohoro ahy." Tsara loatra ny mason'ilay vehivavy ka mahatonga ny malalany hahatsiaro ho safotra sy matahotra izany satria tsy voatohiny ny heriny. # Ny volonao...avy eny amin'ireo hantsan'ny Tendrombohitr'i Gileada Jereo ny nandikanao ny hoe "Ny volonao...avy eny an-tendrombohitr'i Gileada" ao amin'ny 4:1.