# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy manoritsoritra ny nofiny ilay tovovavy. # Nanokatra ny varavarana ho an'ny malalako aho DH: "Nanokatra ny tenako ho an'ny malalako aho." # malalako Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:12. # Difotra ny foko; nanjary kivy aho "Lasa ny fanahiko, rehefa niteny izy." DH: "Rehefa niteny izy, dia nahatsapa toy ny hoe maty aho."