# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka amin'ilay vehivavy ny tia. # Miaraha amiko...lavaky ny leoparada Tian'ilay tia hiaraka aminy hiala ao amin'ny toerana tsy manan-dalàna sy mampidi-doza ny ampakariny. Io dia sarinteny fa tsy tena teo amin'ireo tendrombohitra na tao amin'ireo lavaka ireo akory izy roa. # avy any Libanona "hiala ao Libanona" # Amana Io dia anaran-tendrombohitra akaikin'i Damaskosy. # Senira Io dia anaran-tendrombohitra akaikin'i Amana sy Hermona. Ny olona sasany mihevitra fa manondro ilay tendrombohitra hoe Hermona ihany io. # lavaka toerana izay itoeran'ireo liona sy leoparda, tahaka ny zohy na lavaka amin'ny tany izany