# Endrey, tsara tarehy ianao...masonao dia voromailala Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:15. # Ny volonao...tendrombohitr'i Gileada Ny osy matetika dia mainty ny lokony ary rehefa mandeha eny an-tendrombohitra ireo dia toy ny onja lava eo amin'ny volom-behivavy ny volon'izany.