# Mitsangàna "Miarena" # ilay tiako Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:9. # Indro, efa lasa ny ririnina Ny teny hoe "Indro" eto dia manindry izay manaraka. DH: "Eny tokoa" # efa nitsahatra ny orana ary efa lasa Ao Israely, dia mandritra ny ririnina ihany ny orana.