# hanomezanao sakafo ho an'ireo ondry aman'osinao "hampihinanao ireo ondry aman'osinao" # hampandrianao ireo ondry aman'osinao "hampitsaharana ny ondry aman'osinao" # Nahoana aho no tokony ho tahaka ny olona izay mirenireny anilan'ny ondry aman'osin'ny namanao? DH: "Lazao ahy amin'izay aho mba tsy mila mirenireny eo amin'ireo ondry aman'osin'ireo namanao rehefa mitady anao." # mirenireny "mandeha manodidina" # namana "sakaiza" na "mpiara-miasa"