# Ary izany no fomba Ilay mpanoratra ny boky dia manazava ny fomba fanao mahazatra amin'ny fifanakalozana tamin'ny andron'i Rota. # fahiny "tamin'ny taloha." Midika izany fa niova ny fomba fanao tamin'ny nisehoan'ny tantara hatramin'ny nahavitan'ny boky. # kiraro "kapa" # mpiara-belona aminy Io dia manondro ilay olona nanaovany ilay fifanarahana. Tamin'ity toe-javatra ity dia nanome ny kirarony an'i Boaza ilay havana akaiky.