# Hoy tokoa izy tamiko "Nilaza tamiko mihitsy aza izy." Midika izany fa ny manaraka dia ny ampahany manan-danja ndrindra amin'ny tenin'i Boaza tamin'i Rota. # hifanakaiky amin'ny zatovolahiko hatrany Boaz dia nanondro ny fiarovana ara-batana izay azon'ireo lehilahiny omena azy. # handehananao miaraka amin'ny "miara-miasa amin'ny" # hisy hanjo Ny mety ho dikany dia izao 1) ny mpiasa sasany dia mety hametaveta an'i Rota na hiezaka ny hisambotra azy ka hiara-mandry aminy na 2) amin'ny sehatra hafa, mety hanelingelina na hanakana azy tsy hitsimpona mandra-pahatongan'ny fotoam-pijinjana ny tompony.