# Hitondra... izy ireo "Ireo mpanjakan'ny tany dia hitondra" # ary tsy hisy maloto hiditra Afaka atao hoe: "izay madio irery ihany no afaka miditra." # ireo izay voasoratra anarana ao amin'ny Bokin'ny Zanak'ondrin'ny fiainana ihany Afaka atao hoe: "fa ireo anarany izay voasoratry ny Zanak'ondry tao amin'ny Bokin'ny Fiainana ihany" # Zanak'ondry Ny " Zanak'ondry" dia ondrilahy kely. Ampiasaina eto izany mba ho marika hanehoana an'i Jesosy. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 5:6.