# Nomena vava ilay bibi-dia ... Nomena alalana izy Afaka atao hoe: "Andriamanitra nanome an'ilay bibi-dia ... Andriamanitra nanome alalana azy" # Nomena vava izay afaka miteny fireharehana sy fitenenan-dratsy ilay bibi-dia Ny nomena vava dia maneho hoe navela hiteny. DH: "Ilay bibi-dia dia navela hiteny fireharehana sy fitenenan-dratsy" # efatra ambi-efapolo volana "42 volana" # miteny fitenenan-dratsy "miteny zavatra tsy manaja momba an'Andriamanitra" # niteny ratsy ny anarany, ny toerana izay honenany ary ireo izay mipetraka ao an-danitra Ireo fehezanteny ireo dia milaza ny fomba nitenenan'ilay bibi-dia teny ratsy manohitra an'Andriamanitra.