# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Ny Zanak'Ondry nanokatra ny tombo-kase fahafito. # ny tombo-kase fahafito Io no farany indrindra amin'ny tombo-kase fito eo amin'ny horonan-taratasy. DH: "ny tombo-kase manaraka" na "ny tombo-kase farany" na "ny tombo-kase laharana fahafito" # ary nomena trompetra fito izy ireo Nomena trompetra tsirairay avy izy ireo. Ireo mety ho dikany: 1) "Andriamanitra nanome azy ireo trompetra fito" na 2) "ilay Zanak'Ondry nanome azy ireo trompetra fito"