# ny zava-manan-aina efatra Ireo zava-manan'aina efatra izay voatonona ao amin'ny 4:6 ireo. # nampiankohoka ny tavan'izy ireo Niankohoka tamin'ny tany izy ireo # Dera, voninahitra ... ho an'Andriamanitsika "Mendrika ny fiderana rehetra, ny voninahitra, ny fahendrena, ny fisaorana, ny haja, ny hery, ary ny tanjaka ny Andriamanitsika" # Ny dera, ny voninahitra ... ny fisaorana ... ny haja ... ho an'Andriamanitsika Ny hoe: "manolotra" dia afaka ampiasaina eto mba hampisehoana hoe tahaka ny ahoana ny dera, voninahitra, ary ny haja "ho an' " Andriamanitra. DH: "Tsy maintsy manolotra dera, voninahitra, fisaorana, ary haja ho an'Andriamanitsika isika" # fahendrena, ... fahefana, ary ny hery ... ho an'Andriamanitsika "Ny Andriamanitsika dia manana ny fahendrena, ny fahefana, ary ny hery rehetra" # mandrakizay doria Manamafy ireo teny roa ireo fa tsy ho tapitra mandrakizay ny fiderana.