# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ity fizarana ity dia miompana amin'ny fiderana na fankalazana an'Andriamanitra amin'ny zavamaneno sy dihy. # ampongatapaka Zavamaneno misy lohany tahaka ny amponga izay dobohana ary misy vy kely maromaro manodidina ny sisiny ka maneno rehefa ahozongozona ilay zavamaneno. # kipantsona maneno Vy boribory fisaka sy manify anankiroa izay ampifampikasokasohana mba hanome feo mafy