# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny mpanao salamo miteny amin'ny vahoakan'Andriamanitra rehetra, mba hampiasanao ny endrika fandidiana olona maro raha iray ihany no misy amin'ny fiteninao. # fihiram-baovao Ireo mety ho heviny dia 1) "hira izay tsy mbola nohirainao hatrizay" na 2) hira izay tsy mbola nohirain'iza na iza hatrizay. # mihirĂ  fiderana "miderĂ  Azy amin'ny fihirana"