# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo. # MiderĂ  an'i Yaveh, ry fanahiko Eto ny "fanahy" dia maneho ny anaty amin'ny mpanoratra. Ny mpanoratra mandidy ny anatiny mba hidera an'i Yaveh. Azo avadika ho fanambarana tsotra izany. DH: "Hidera an'i Yaveh amin'ny fanahiko rehetra aho" na "Hidera an'i Yaveh amin'ny fiainako rehetra aho" # amin'ny fiainako rehetra "mandra-pahafatiko" na "raha mbola velona koa"