# Raha manadino ny fahatsiarovana anao aho, ry Jerosalema Ny mpanoratra miteny toy ny hoe mihaino azy i Jerosalema. DH: "Raha mody ho tsy nahatsiaro anao aho, ry Jerosalema" na "Raha miezaka manadino anao aho, ry Jerosalema" # tanako ankavanana ny tanana izay miasa indrindra matetika amin'ny olona