# ny lanitra sy ny tany Ny andianteny "lanitra sy tany" eto dia maneho ny zava-drehetra. DH: "ny zava-drehetra any an-danitra sy ety an-tany"