# dia iza no hahatsangana? Ny mpilaza mampiasa ity fanontaninana ity mba hanehoana ny maha zavapoana ny fiheverana fa ny olona dia hahajoro eo anatrehan'izany toe-javatra izany. Ity fanontaniana fampisainana ity dia azo adika ho fanambarana tsotra. DH: "tsy hisy hahajoro" # iza no hahatsangana Ny "mitsangana" matetika dia maneho fandosirana na fahavelomana aorian'ny fanafihan'olona. Amin'ity toe-javatra ity, dia tokony hoe mandositra amin'ny famaizana izany. DH: "tsy hisy afa-mandositra amin'ny famaizanao" na "tsy hisy ho velona amin'ny famaizanao"