# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo. # Fihirana fiakarana Ireo mety ho heviny dia 1) "Hira izay nohirain'ny vahoaka raha niakatra nankany Jerosalema ho amin'ny fankalazana' na 2) "Hira nohirain'ny vahoaka raha niakatra tamin'ny kitohatohatra tany an-tempoly" na 3) "Hira izay tahaka ny dia ny teniny." # tao amin'ny lalina Ny alahelon'ny mpanoratra dia lazaina toy ny hoe fitoeran-javatra. Ny alahelony avy amin'ny farany ambanin'ilay fitoerana. Ny alahelo matetika dia lazaina ho toy ny fitoaran-javatra izay feno hatreny amin'ny vavany. DH: "Satria malahelo loatra aho" # aoka ny sofinao hihaino Ny sofina dia maneho an'i Yaveh, nefa satria ny mpanoratra mahalala fa Yaveh mandre ny zava-drehetra, mangataka an'i Yaveh tokoa izy mba hamaly azy. DH: "mba henoy re" na "mba valio re" # ny talahoko famindram-po "Famindrampo" dia zavatra izay azo omena olona mivantana. Ny mpanoratra mangataka an'i Yaveh ho mpamindra fo aminy. DH: "ny talahoko ary mamindrĂ  fo amiko"