# Mandrenesa ny feoko amin'ny famindramponao Ny mpanao salamo miteny an'izay lazainy toy ny hoe feo ampiasainy mba hitenenany. DH: "henoy izay lazaiko noho ny famindramponao" # lavitry ny lalànao ireo "naniasia tamin'ny lalànao izy ireo" na "tsy miraharaha mihitsy ny lalànao izy ireo" (UDB)