# KOFA Ity no anaran'ny litera fahasivy ambinin'ny folo amin'ny alfabeta Hebreo. Amin'ny fiteny Hebreo, ny andalana tsirairay amin'ny andininy 145-152 dia manomboka amin'ity litera ity. # tamin'ny foko manontolo Ny mpanao salamo miteny ny momba azy manontolo toy ny hoe ny fony fotsny ihany. DH: "tanteraka" # didim-panekena Ireo mety ho heviny hafa dia "teny vavolombelona" na "lalàna." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 78:5.