# Niaro ny tongotro hiala amin'ny lalan-dratsy rehetra aho Ny fialana amin'izay ratsy dia lazaina toy ny hoe miala amin'ny fandehanana amin'ny lalana ratsy. DH: "Niala tamin'ny fanaovan-dratsy aho" # Niaro ny tongotro Eto ny "tongotra" dia maneho an'ilay olona manontolo. DH: "Niaro ny tenako" # hitandremako ny teninao "mankatò ny teninao" # ny teninao Eto ny "teny" dia maneho an'ireo didin'Andriamanitra. # Tsy nivily lalana niala tamin'ny lalà-marinao aho Ny fanohizana ny fankatoavana ireo lalà-marin'Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe tsy nivily tamin'ny lalà-marina ny mpanoratra. DH: "mankatò lalandava ny lalà-marinao aho"