# mpanomponao ny zavatra rehetra Ny zava-boahary rehetra dia lazaina toy ny hoe olona afaka manompo an'Andriamanitra. DH: "manompo Anao ny zava-drehetra" na "mankatò ny didinao ny zava-drehetra"