# Mamiko ny didinao Ireo mety ho heviny dia 1) "mahita fahafinaretana aho amin'ny fianarana ireo didinao" na 2) "fanaritra aho satria manam-pahafahana mianatra ireo didinao" # Hanandratra ny tanako ho Izany dia fomba fiteny izay midika manome voninahitra, manome lanja na manaja ire didin'Andriamanitra.