# Oh Io dia filaza manaitra izay tokony adika amin'izay fanairana fanamafisana anananao amin'ny fiteninao mba hahatonga ny feon'izany ho natoraly. # misaora an'i Yaveh; fa tsara Izy "misaora an'i Yaveh noho ireo zava-tsoa ataony." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 118:1. # maharitra mandrakizay ny famindram-pony "tia antsika amim-pahatokiana mandrakizay Izy." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 118:1.