# Adala izy ireo tamin'ny fikomiana nataony "Adala izy ireo raha nikomy tamin'i Yaveh" # ary ory "ary nijaly." Ny marimarina kokoa dia orin'ny aretina. DH: "ary tonga narary izy ireo" # niha-nanakaiky ny vavahadin'ny fahafatesana izy ireo Eto ny andalam-pahafatesana dia faritana ho toerana: "ny vavahadin'ny fahafatesana" DH: "efa ho faty izy ireo" # Ka dia niantso mafy an'i Yaveh izy ireo tamin'ny fahoriany Izany dia midika fa mivavaka amin'i Yaveh izy ireo mba hanampiany azy ireo. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 107:4. DH: "Ka dia nivavaka tamin'i Yaveh izy ireo mba hanampy azy ireo amin'ny fahoriany"