# rian-drano ony kely # afaka hetaheta ireo ampondradia Azo ambara mazava ny hoe ny ampondradia mangetaheta rano. DH: "misotro rano ny ampondradia hanafahana ny hetahetany" # amoron-drano Ny tany amin'ny sisin'ny renirano # mihira eny amin'ny rantsan-kazo izy ireo Eto Davida dia mamaritra ireo vorona misiotsioka toy ny hoe mihira. DH: "misiotsioka eny amin'ny rantsan-kazo izy ireo"