# amin'ny fisaorana "amin'ny fisaorana Azy" na "amin'ny fanoloram-pisaorana Azy # misaora ny anarany Ny teny "anarana" dia sarinteny ho an'i YAveh tenany mihitsy. DH: "misaora an'i Yaveh" na "ataovy izay mahafaly an'i Yaveh." Jereo ny nandikana ny "hisaorana anie ny anarany be voninahitra" ao amin'ny 72:18. # manerana ny taranaka rehetra ny fahamarinany "maharitra manerana ny taranaka rehetra ny fahamarinany" # manerana ny taranaka mandimby rehetra "isaky ny taranaka mifandimby." Jereo ny nandikana izany ao amin'ny 89:3.