# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ity andininy ity dia misy didy arahin'ny antony ho an'ilay didy. Raha mitady ny antony mifanaraka amin'ny didy ny fiteninao dia: "Noho izay nataon'i Yaveh ho anareo, ry olo-marina, mifalia ary misaora rehefa mahatsiaro ny fahamasinany ianareo." # Mifalia ao amin'i Yaveh "Mifalia noho izay nataon'i Yaveh taminareo" # rehefa mahatsiaro ny fahamasinany ianareo Ireo mety ho heviny dia 1) "rehefa mahatsiaro ny maha masina Azy ianareo" na 2) "ny anarany masina," sarinteny ho an'ny "Azy."