# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo. # fihiram-baovao fihirana izay tsy mbola nohiraina hatramin'izay # ry tany rehetra Izany dia manondro ny olon'ny tany. DH: "ianareo olon-drehetra monina ambonin'ny tany" # misaora ny Anarany Ny teny "anarana" dia sarinteny ho an'i Yaveh tenany mihitsy. DH: "misaora an'i Yaveh" na "ataovy izay mahafaly an'i Yaveh." Jereo ny nandikana ny "hisaorana anie ny anarany be voninahitra" ao amin'ny 72:18. # ambarao ny famonjeny Ny anarana "famonjena" dia azo adika amin'ny matoanteny "mamonjy." DH: "lazao ny olona fa Izy ilay manavotra"