# Eo an-tanany Izany dia fomba fiteny izay midika "ambany fanapahany" na "Izy no tomponandraikitra amin'ny." # lalina toerana lalina # avo toerana avo # ny tanany no nahary Ny teny "tanana" dia sarinteny ho an'i Yaveh tenany mihitsy. DH: "Izy tenany mihitsy no nahary"