# Mifehy ny ranomasina misamboravoara Ianao "Mibaiko ny ranomasina misamboravoara Ianao" # Notorotoroinao toy ny olona novonoina i Rahaba Ny teny "Rahaba" eto dia manondro ny biby lehibe an-dranomasina. # tamin'ny sandrinao mahery Eto ny "sandry" dia maneho ny fahefana. DH: "tamin'ny fahefanao lehibe"