# Ka dia raha mbola teny ambavan'izy ireo ny hanina (78:29) # namely azy ireo ny hatezeran'Andriamanitra "tezitra Andriamanitra ka namely azy ireo." Jereo izay nandikana ny "namely azy ireo ny hatezerany" ao amin'ny 78:21. # Nandavo "namono" # tsy nino ireo asany mahatalanjona Ny teny "asa" dia sarinteny ho an'Andriamanitra, izay nanao ireo asa. Izay tsy inoan'izy ireo dia azo ambara mazava tsara. DH: "tsy nino fa hiahy azy ireo Izy na dia nanao zava-mahagaga toy izany aza"