# nandidy ny habakabaka Izy Asafa miteny ny habakabaka toy ny hoe olona afaka mandre sy mankatò ireo didin'Andriamanitra. DH: "niteny tamin'ny habakabaka Izy" # habakabaka Ireo mety ho heviny dia 1) "habakabaka" na 2) "rahona" # nanokatra ny varavaran'ny lanitra Asafa miteny ny habakabaka toy ny hoe sompitra misy varavarana. DH: "nanokatra ny habakabaka toy ny sompitra" # Nandraraka mana toy ny ranon'orana Izy mba hohanin'izy ireo, ary nanome azy ireo vary avy any an-danitra Ireo andalana roa ireo milaza zava-nisy mitovy. # Nandraraka mana Izy "Nampilatsaka mana avy any an-danitra tahaka ny ranon'orana Izy" # ny mofon'ny anjely Izany dia milaza ny mana. "karazan-tsakafo mitovy amin'ny hanin'ny anjely"