# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ao amin'ny andininy 13 sy 14, Asafa manohy mamaritra fa indraindray izy te hitaraina amin'Andriamanitra momba ireo izay "mirehareha" sy "ratsy fanahy" (73:1). Ao amin'ny andininy 15 izy dia manomboka miresaka momba izay tena ao an-tsainy. # ...ko Ny teny "ko" dia manondro an'i Asafa. # niambenako ny foko Asafa miteny ny fiambenana ny fony toy ny hoe miambina tanĂ na na tranobe amin'ny fahavalo. DH: "nihazona ny fisainako ho madio aho" # nanasako tanana tamin'ny tsy fananan-tsiny Ny mpanoratra miteny ny fahadiovany toy ny hoe izy nanasa ny tanany tamin'ny tsy fananan-tsiny raha tokony ho amin'ny rano. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 26:6. DH: "nijanona ho madio ireo fihetsiko" na "nosasako ny tanako mba hanehoana fa tsy manan-tsiny aho" # andro lava "mandrakariva" na "isan'andro" # nampahoriana aho "nampijaly ahy Ianao." Jereo ny nandikanao ny "tsy nampahoriana izy ireo" ao amin'ny 73:4 # nofaizina aho "nanarina aho" # Raha toa aho nilaza hoe: "Holazaiko ireo zavatra ireo," dia efa namadika ity taranaka mandimbin'ny zanakao ity aho Ity toe-javatra ity akory tsy tena nitranga. DH: "Tsy niteny mihitsy aho hoe: 'hilaza ireo zavatra ireo aho,' koa tsy hamadika ity taranaka mandimbin'ny zanakao ity aho"