# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo. # Ho an'ny mpiventy hira "Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry miasa ao anaty fanompoam-pivavahana" # Salamo nataon'i Davida Ireo mety ho heviny dia 1) Davida ` ny salamo na 2)ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida. # mba hitondra ho amin'ny fahatsiarovana "ity salamo ity dia nosoratana mba hahatonga ny olona hahatsiaro" # ireo izay "ireo olona izay" # mitady hikendry ny aiko Ity fomba fiteny ity midika hoe "hamono ahy." # ho menatra sy afa-baraka "Andriamanitra anie hampamenatra azy ireo ka hitondra fahafam-baraka eo ambonin'izy ireo" # aoka izy ireny hiamboho ka ho tonga amin'ny fahafam-baraka "Andriamanitra anie hampiodinkodina azy ireo ka hampamenatra azy ireo amin'izay nataony" # hiamboho Ny mijanona na mandamòka dia lazaina toy ny hoe miamboho amin'ny fanafihan'izy ireo. DH: "mijanona" # ireo manao hoe: "Aha, aha." Izany dia fomba fiteny amin'ny hehy maneso. Azonao soloina amin'izay feo fihomehezana amin'ny fiteninao ny hoe "Aha,aha." DH: "ireo izay maneso sy mihomehy ahy"