# Ekeo ho an'Andriamanitra ny hery "Ekeo" midika hoe manome sitraka ho an'olona iray. DH: "An'Andriamanitra ny hery" # eny an-danitra ny ny heriny Ny anarana "hery" dia azo ambara ho fihetsika. DH: "eny amin'ny habakabaka ihany koa Izy dia mampiseho fa mahery" (UDB) # Andriamanitra o, mahatahotra Ianao any amin'ny fitoeranao masina Eto ny mpanoratra dia miresaka mivantana amin'Andriamanitra. # hery sy fahefana Ireo teny roa ireo dia midika ho ireo zavatra mitovy ireo amin'ny ankapobeny. Manamafy izy ireo ny haben'ny hery omen'Andriamanitra ny vahoakany.