# hialoka ao Aminy Ny fankanesana any amin'i Yaveh mba voaaro dia resahina toy ny hoe mialoka Aminy. DH: "nankany Aminy mba ho voaaro" # hireharehana Aminy ny mahitsy am-po rehetra Eto ny hoe "mahitsy am-po" dia fomba fiteny izay midika hoe araka an'Andriamaninatra na marina. DH: "hidera Azy ny olona rehetra araka an'Andriamanitra"