# Raha izaho aloha Ity andianteny ity mampiseho fa tsy nijanona niresaka momba ny zavatra iray ny mpanoratra ary efa hiresaka ny momba azy amin'izy. DH: "Fa izaho kosa" # mitoloko "mitaraina mafy" # dia handre ny feoko Izy Eto ny "feo" manambara naEto ny 1)ny mpanao salamo na 2) ireo fitarainana sy tolokon'ny mpanao salamo. DH: "handre ahy Izy" na "handre ny tolokoko Izy" # ny fiainako Eto ny "fiainako" dia maneho ny mpanao salamo. DH: "aho" # fa maro dia maro ireo izay niady tamiko "fa maro dia maro ireo olona niady tamiko"