# Manoka-bava hivazavaza ahy izy ireo Ny antony anokafan'izy ireo ny vavany dia mba hiampangana ny mpanoratra. DH: "Miteny mafy ahy izy ireo mba hiampangana ahy" (UDB) # Aha, Aha Ity dia fanairana ampiasaina rehefa mahita na mahatsapa zavatra tampoka. Manamafy ny fanambarana manaraka izany. # ny masonay no efa nahita izany Eto ny "masonay" dia manondro ny mason'ireo fahavalo fahavalo. Ny hevitra ambadik'izany dia izy ireo milaza fa nahita ny mpanoratra nanao fahadisoana. DH: "efa nahita izany izahay" na "nahita ny fahadisoana nataonao izahay" (UDB) # Efa nahita izany Ianao ET ny "izany" dia manondro ireo fiamgangana lainga ataon'ireo fahavalo amin'ny mpanoratra. DH: "Efa nahita Ianao ny fomba niampangan'izy ireo lainga tamiko" # aza mangina "aza dinganina izay nataon'izy ireo" Izany dia azo ambara amin'ny fomba mihiba. DH: "tsarao amin'izay nataony izy ireo" # aza manalavitra ahy Azo atao amin'ny endrika mihiba izany. DH: "manatòna akaiky dia akaiky ahy" # Mitsangàna ary mifohaza Ity tsy midika akory fa Andriamanitra tsy hoe tena resin-tory. Ny mpanoratra mila an'Andriamanitra hiditra an-tsehatra. Ireo teny roa ireo dia midika zavatra mitovy ary manamafy ny maha vonjimaika ny fangatahany. DH: "Izaho mahatsapa fa toa matory Ianao! Mifohaza" # ho fiarovako Ity anarana ity dia azo ambara amin'ny fomba hafa. DH: "hiaro ahy" # ny adiko Ity dia manondro ny mpanoratra. DH: "aho"