# Misaora rehefa mahatsiaro ny fahamasinany ianareo Ny anarana "fahamasinana" dia azo atao hoe "masina." DH: "Tsarovy fa Andriamanitra dia masina ka misaora Azy" na "Tsarovy izay nataon'Andriamanitra satria masina Izy ary isaory" # vetivety monja ny fahatezerany "fotoana fohy monja no haharetan'ny hatezerany." Ny anarana "hatezerana" dia azo avadika ho "tezitra." DH: "tezitra mandritra ny fotoana fohy monja Izy" # vetivety monja Eto ny "veitvety" dia maneho fotoana fohy dia fohy. DH: "fotoana fohy" # fa ny fankasitrahany kosa dia mandritra ny androm-piainana Ny anarana "fankasitrahana" dia azo avadika ho mpamaritoetra "tsara." DH: "fa tsara amintsika Izy amin'ny fiainantsika rehetra" (UDB) # Tonga ny fitomaniana amin'ny alina Ity dia miresaka momba ny "fitomaniana" sy "hafaliana" toy ny hoe zavatra izay afa-mandeha sy tonga amina fotoana voafaritra. DH: "Mety hitomany izahay mandritra ny alina, fa ho mirana kosa izahay ny maraina" (UDB)