# handrotika ny nofoko Ny famotehana olona tanteraka dia lazaina toy ny hoe mandevona ny nofon'olona. Izy tsy miteny fa izy ireo dia naniry hihinana ny vatany. DH: "hamotika ahy" # ireo mpandrafy ahy sy ireo fahavaloko Ireo teny ireo dia midika zavatra mitovy. Izany daia ireo mpanao ratsy izay nanatona akaiky azy. # tafintohina ka lavo Izany dia maneho ny tsy fahombiazan'ireo fahavalon'ny mpanoratra mba hanatanteraka ireo fikasany hamely ny mpanoratra. DH: "tsy nahomby" na "nandamoka" # Na dia misy tafika mitoby hanohitra ahy aza "na dia misy tafika aza manodidina ahy" na "na dia misy tafika aza mampitoetra ny lainy manodidina ahy" # tsy hatahotra ny foko Eto ny "fo" dia maneho ny tenan'ilay olona manontolo. DH: "Tsy hatahotra aho" # na dia misy ady atsangana Ireo fahavalon'ny mpanoratra dia lazaina toy ny hoe ny tenan'izy ireo mihitsy no ady. DH: "na dia tonga hiady amiko aza ireo fahavaloko" # mbola hijanona ho mahatoky aho "mbola hitohy hitoky amin'Andriamanitra hamonjy ahy aho"