# Ampahafantaro ahy ireo lalanao, ry Yaveh; ampianaro ahy ireo lalanao Ireo fanambarana roa ireo dia midika zavatra mitovy. Andriamanitra mampianatra olona izay tokony ho fihetsiny dia lazaina toy ny hoe Izy manoro ny olona ny lala-marina izay tokony alehan'ny olona. # manantena Anao aho "miankina aminao aho" na "miandry Anao amim-paharetana aho" # Tariho aho ho ao amin'ny fahamarinanao ary ampianaro Ny mitarika sy mampianatra dia midika zavatra mitovy, dia manome fampianarana. DH: "Ampianaro aho hitarihako ny fiainako amin'ny fankatoavana ny fahamarinanao" # Andriamanitry ny famonjena ahy Ny anarana hoe "famonjena" dia azo atao hoe "mamonjy." DH: "Ilay mamonjy ahy" (UDB)