# tao anatin'ny fahoriako "tamin'ny fahoriana lehibe" na "tamin'ny famoizam-poko" # tonga teo amin'ny fanatrehany ny antso vonjiko Davida eto dia milaza ny "antso vonjy" toy ny hoe olona afaka mankeo amin'ny fanatrehan'i Yaveh. DH: "nivavaka taminy aho" # tonga tao an-tsofiny izany Davida eto miteny ny fihainoan'i Yaveh ny antso vonjiny. Ny hevitra averimberina dia ho fanamafisana. DH: "naheno ny antsoko Izy"