# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Davida manohy miresaka amin'Andriamanitra # Noho izany dia faly ny foko; ravoravo ny fanahiko Ny mpilaza dia miteny fa mitondra voninahitra ho azy ny fahafahana midera an'Andriamanitra. Ireo fehezanteny roa ireo dia manambara hevitra tena mitovy. DH: "Noho izany dia faly aho; voninahitra ho ahy ny midera Azy" (UDB) # ny foko Ny "fo" eto dia maneho ny fisainana sy fihetseham-pon'ny mpanoratra. # ny fanahiko Maro amin'ireo dika-teny, ao anatin'izany ny UDB, mandika ny "ny fanahiko" ho ny fon'ny mpanoratra, izay voatahy hifaly noho Andriamanitra.