# Mitsangàna Ny fiarenana midika fanombohana hanao zavatra. DH: "Manaova zavatra" na "Mihetseha" # lehilahy "olona" # hotsaraina Eto ny fitsarana dia maneho famaizana. DH: "ho faizina" # eo imasonao Eto ny imaso dia maneho fanatrehana. DH: "eo amin'ny fanatrehanao" # aoka hotsaraina eo imasonao ireo firenena Azo ambara amin'ny tso-drafitra izany. DH: "tsarao eo amin'ny fanatrehanao ireo firenena" na "alaivo eo amin'ny fanatrehanao ireo firenena ka faizo"