# Mitsangana Ireo mety ho heviny dia 1) "mitsangana" ara-bakiteny na 2) fibangoan-teny: "am-pahavitrihana" # miantso azy hoe voatahy milaza fa zava-tsoa no nitranga taminy satria nanao zava-tsoa izy. Io dia azo adika amin'ny fehezanteny mivantana. HD: "miarahaba azy" na "manao hoe: 'Hey, Neny!"' # mihoatra "nahavita mihoatra noho ny"