# Mitenena ho an'ireo izay tsy afaka miteny Ny fitenenana dia ilazana ny fampiasana teny hiarovana ny olona tsy manan-tsiny. DH: "Arovy ireo izay tsy afaka miaro-tena" # ho an'ny adin'izay rehetra efa ho faty Ny ady dia ilazana ny olona izay tompon'izany ady izay. DH: "mba hitondran'ny olona amin'ny fomba ara-drariny ireo izay efa ho faty" # ho an'ny adin'izay Azo fenoina eto ny teny latsaka. DH: "mitenena ho an'ny adin'izay" na "mitenena ho an'ny" # olona mahantra sy ory Mitovitovy hevitra ihany ireo teny roa ireo ary miara-ampiasaina ho fanamafisan-kevitra. DH: "olona mahantra ary tsy afaka mahazo izay ilainy"